Entrée sahan-trosa (saha, trosa)
Partie du discours locution
Explications en malgache fandoavana ny sasany ihany amin' ny trosa, fa ny sisa angatahana andro lava (io koa ilay atao hoe: "lefalàny na lefilàny") [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31