Entrée (1/2) | 1 sahona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [1.1] |
Explications en anglais |
4 a frog [1.7] |
Explications en français |
5 grenouille [1.3, 1.8] |
Exemples |
6 Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [2.69] 7 Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558] |
Vocabulaire |
8 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Hyponymes |
|
Article |
27 Randzavola: sahona ao amin' ny Baiboly (=> Loza Folo) |
Entrée (2/2) | 28 sahona |
Partie du discours | 29 nom |
Explications en français |
30 (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulaire |
31 Botanique |
Anagrammes | 32 hanosa, haosan, hosaña, sahano, sahona, saohan, soahan, sohana |
Mis à jour le 2023/05/24 |