Entrée (1/2) | 1 saikatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [1.1] |
Explications en anglais |
4 Hesitant, undecided [1.7] |
Explications en français |
5 Qui hésite; [1.8] |
Exemples |
6 "saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [2.472] |
Dérivés |
|
Synonymes | 9 saikatsaikatra |
Entrée (2/2) | 10 saikatra |
Partie du discours | 11 adjectif |
Explications en malgache |
12 Vositra, voavositra: omby saikatra [1.78] 13 Enti-milaza ny omby vositra [1.1] 14 Sarindahy [1.1] |
Anagrammes | 15 asitraka, saikatra, saritaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |