Entrée | saikatsaikatra (saikatra) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1] | |
Explications en anglais | Hesitant, undecided [1.7] | |
Explications en français | Qui hésite; [1.8] | |
Exemples | Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay.
[2.472] | |
Synonymes | saikatra | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |