|
|
|
|

Entrée1  sakafo
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Economie: alimentation
Explications en malgache  4  Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo [1.1]
5  Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay [1.1]
6  Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina [1.1]
Explications en anglais  7  Food, a meal [1.7]
Explications en français  8  Repas; mets, aliments [1.8]
Exemples  9  Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina; [2.324]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Dérivés 
12  Verbes actif :
13  Verbes passif :
14  Verbes relatif :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots élémentaires  17  saka, afo
Mots composés 
Titres 
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot sakafo
Article  28  Randzavola: sakafo ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/10/02