Entrée |
sakana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [1.1]
|
Explications en anglais | Something placed crosswise, a barrier [1.7]
|
Explications en français | Ce qu'on met de travers, barrière [1.8]
|
Exemples |
1 | Mametraka sakana maro ny finoana;
[2.445]
|
2 | Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka.
[1.437]
|
3 | Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa.
[1.369]
|
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|
Entrée |
sakana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tanosy]
Tataom-baravarana [1.78]
|
|