Entrée samy
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy
Explications en anglais  [Hallanger 1973] both, each, every one
Explications en français  [Hallanger 1974] chacun, l'un et l'autre
Morphologie 
samy
-tsamy
samia
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches tous les pronoms
Exemples 
1 [Rahajarizafy: Filozofia, page 54] Samy manana ny tiany.
2 [Andraina: I Vola, page 60] Samy naka aina aloha.
3 [Dahle: Angano, page 228] Samy tia,Samy manina.

Mis à jour le 2020/07/31