Entrée (1/2) | 1 saoka |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Economie: vêtements |
Explications en malgache |
4 Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1] |
Dérivés |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot saoka |
Entrée (2/2) | 11 saoka |
Partie du discours | 12 nom |
Vocabulaire |
13 Biologie |
Explications en malgache |
14 Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1] |
Explications en anglais |
15 The chin [1.7] |
Explications en français |
16 Le menton [1.8] |
Exemples |
17 Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka. [1.436#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot saoka |
Anagrammes | 28 akosa, asoka, kasao, kasoa, sakao, sakoa, saoka, soaka |
Mis à jour le 2024/06/17 |