Entrée |
sarak > saraka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka ¶ Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany |
Explications en anglais | [Hallanger 1973]
separated |
Explications en français | [Hallanger 1974]
séparé |
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
sarak > saraka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rakotosaona 1975]
[Tanosy]
zanak'omby mbola minono |
| [Rajemisa 1985]
Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) |
|