Entrée saroro
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny [1.1]
Explications en français Cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder [1.3]
Exemples Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany. [2.69]
Dérivés 
 
Synonymes safary
Mots composés 
Autres orthographes 
Proverbes 

Mis à jour le 2021/10/13