Entrée | sarotra alina | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza ireo aretina sasany, izay amin' ny alina vao tena mihamafy, nefa ny antoandro tsy dia maninona loatra [1.1] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mots élémentaires | sarotra ; alina | |
Mis à jour le 2023/05/18 |
![]() |