Entrée | sasatra | ||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||
Explications en malgache | mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery,
noho ny asa mafy natao.
Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka. ¶ Sosotra. sasa-miandry azy aho. ¶ Jereo valaka. [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en français | fatigué [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | valaka ~ vizana ~ relaka | ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot sasatra | ||||||||
Entrée | sasatra | ||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||
Explications en malgache | [Sihanaka] zava-bitsy [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |