Entrée sisina
Partie du discours nom
Explications en malgache Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra
Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity [1.1]
Explications en anglais A border [Malay sisih, side, quarter] [1.2]
 The edge, the border [1.7]
Explications en français Le bord, la lisière, la frontière [1.3]
 Bord [1.8]
Morphologie 
Simple : sisina, sisiko, sisinao, sisiny, sisintsika, sisinay, sisinareo, sisin', sisin-, sisim-, sisi-
Préfixée : -tsisina
Dérivés 
 
Synonymes sisiny
Mots composés 
Origine Malais: sisih : side, quarter.
Proverbes 

Entrée sisina (sisy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia [1.1]
Explications en français Qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats) [1.3]
Morphologie 
Présent : sisina, sisiko, sisinao, sisiny, sisintsika, sisinay, sisinareo, sisin', sisin-, sisim-, sisi-
Passé : nosisina, nosisiko, nosisinao, nosisiny, nosisintsika, nosisinay, nosisinareo, nosisin', nosisin-, nosisim-, nosisi-
Futur : hosisina, hosisiko, hosisinao, hosisiny, hosisintsika, hosisinay, hosisinareo, hosisin', hosisin-, hosisim-, hosisi-
Impératif : sisio
Proverbes 

Entrée sisina (sisy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona [1.1]
Explications en anglais To be straightened [1.2]
Explications en français Qu'on redresse [1.3]
Morphologie 
Présent : sisina, sisiko, sisinao, sisiny, sisintsika, sisinay, sisinareo, sisin', sisin-, sisim-, sisi-
Passé : nosisina, nosisiko, nosisinao, nosisiny, nosisintsika, nosisinay, nosisinareo, nosisin', nosisin-, nosisim-, nosisi-
Futur : hosisina, hosisiko, hosisinao, hosisiny, hosisintsika, hosisinay, hosisinareo, hosisin', hosisin-, hosisim-, hosisi-
Impératif : sisio

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/19