Entrée | sokera | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina ¶ Fanodidinana toerana na tanàna ¶ Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | a carpenter's square [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | équerre de charpentier [1.8] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||
Origine | Anglais: square. | ||||||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |