Entrée solomaso (solo, maso)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa
Explications en anglais  [Richardson 1885 page 583] a pair of spectacles
  [Hallanger 1973 page 87] spectacles
  [Yount 1995 page 71] glasses
Explications en français  [Hallanger 1974 page 81, Rajaonarimanana 1995 page 266] lunettes
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 194] Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana.
2 [Ravelomanana: Lalana, page 29] Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31