Entrée sombina
Partie du discours nom
Explications en malgache Ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [1.1]
Explications en français Une parcelle, un fragment, une miette [1.3]
Exemples Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285]
Dérivés 
 
Mots composés 
Titres Hamy
Proverbes 

Entrée sombina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [1.1]
Explications en français ébréché, dont on a enlevé un morceau [1.3]

Mis à jour le 2023/10/02