Entrée | someby | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona [1.1] | |||
Dérivés |
| |||
Synonymes | somebiseby | |||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |