Entrée tadidy
Partie du discours participe
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsaroana, tsy hadino
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] remembered
Explications en français  [Abinal 1888] recollected; talily is used in the provinces
  [Hallanger 1974] dont on se souvient, rappelé
Dérivations 
Morphologie 
tadidy
tadidiko
tadidinao
tadidiny
tadidintsika
tadidinay
tadidinareo
tadidin'
tadidin-
tadidim-
tadidy
tadidiko
tadidinao
tadidiny
tadidintsika
tadidinay
tadidinareo
tadidin'
tadidin-
tadidim-
ho tadidy
ho tadidiko
ho tadidinao
ho tadidiny
ho tadidintsika
ho tadidinay
ho tadidinareo
ho tadidin'
ho tadidin-
ho tadidim-
tadidio
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Randriamamonjy: Tantara, page 338] Ireto ny vitsivitsy tadidy.
2 [Rajemisa 1985] Tsy tadidiko intsony ny trano nipetrahanay teto taloha
3 [Rabearivelo: Alahelo] Ny hafaliany mantsy hiofo ho tadidy ny fahiny!

Entrée tadidy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fahatsiarovana, arika: Very tadidy

Entrée tadidy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka, Tanosy] angano
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] lovantsofina, tantara
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] fitadidiana
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] a tale, a story, a fable. See angano
Vocabulaire 

Entrée tadidy
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] business, the question in hand
Dérivations 
Synonymes talily

Mis à jour le 2020/07/31