Entrée tafahoatra (hoatra)
Partie du discours participe
Explications en français  [Abinal 1888] qui a dépassé, surpassé: Tafahoatra ny morona ny rano (L'eau a dépassé le bord)
  [Rakotonaivo 1993] abusif
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 53] Fifanositosehana tamin' ny fivoahana tany an-tsekoly, fiadiana siny fanondrahana, kivazivazy tafahoatra:
2 [Rajemisa: Fiteny 4, page 90] Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra?

Mis à jour le 2020/07/31