Entrée |
tafo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano) Razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). [1.1]
|
Explications en anglais | A roof [1.7]
|
Explications en français | Le toit, la couverture du toit [1.3]
|
| Toit [1.8, 1.13, 1.5]
|
| Couverture [1.13, 1.5]
|
| Toiture [1.5]
|
Exemples |
1 | Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo.
[2.472]
|
2 | Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba.
[2.356]
|
3 | Asabotsy, dia vita ny fasana, hatramy ny trano manara, natao tafo hazo.
[2.59]
|
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|