Entrée tahàka ny
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra: Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara.
Mitovy hevitra: mitovy ~ ohàtra
Mitovy hevitra: sahala ~ toa ~ toy
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31