Entrée |
tahiny
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao
Aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany [1.1]
|
Explications en anglais | (also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny
[1.7]
|
Explications en français | (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny
[1.8]
|
Mots composés |
|
Exemples | Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata.
[2.470]
|
|
Entrée |
tahiny
(tahy)
|
Partie du discours | verbe passif tahina et pronom
|
Explications en malgache | Tahina + ny [3.1]
|
|