Entrée takelaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra fisaka ary manify mielakelaka
¶ Tahon-jozoro tohitohizina amin' ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika
¶ Ny ravin-taratasy isanisany amin' ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity [Rajemisa 1985]

Entrée takelaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a sheet of anything; a sheet of paper [Hallanger 1973]
Explications en français Quelque chose de plat et de mince, pellicules qui se soulèvent sur la peau, feuilles de papier, feuillets d’un livre; claie faite avec le Zozoro [Abinal 1888 page 650]
 feuille ou plaque; feuille de papier [Hallanger 1974]
 feuillet, lame, feuille, panneau, plaque [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples Farafaran' ny Ntaolo avo tongotra, milafika takelaka zozoro sy tsihy isatra ary kidoro jiafotsy no handrian' izy mivady lehibe [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15]

Mis à jour le 2022/01/19