Entrée | takina (taky) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava ¶ Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | to be demanded as something due [1.7] | ||||||||
Explications en français | qu'on exige de droit [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |