Entrée |
talaky
|
Partie du discours | interjection
|
Explications en malgache | Fihasimban' ny hoe: "Halaky" (malaky) amin' ilay fiteny hoe: "Talaky mandeha", fampiasa mba hampirisihana hampianarana ny zaza vao miana-mandeha, ka ny heviny dia hoe: enga anie ka vetivety dia handeha [1.1]
|
|
Entrée |
talaky
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Bara]
mamiratra, mazava [1.78]
|
| Mora hitan' ny maso; tazana tsara; mierinerina sy tsy miafina: Aza esorina eo ambony eo io sary io fa talaky maso tsara izy eo [1.1]
|
Explications en anglais | visible, obvious [1.7]
|
Explications en français | visible de loin, évident [1.8]
|
Mots composés |
|
|