Entrée tambitamby (tamby)
Partie du discours nom
Explications en malgache Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) [1.1]
Explications en anglais Wheedling, coaxing; a bribe [1.7]
Explications en français Action de cajoler, de faire des promesses alléchantes [1.8]
Exemples Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470]
Dérivés 
 

Mis à jour le 2023/01/20