Entrée |
tanana
(tana)
|
Partie du discours | participe
|
Explications en malgache | Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
|
Explications en anglais | To be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
|
Explications en français | Qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
tanana,
tanako,
tananao,
tanany,
tanantsika,
tananay,
tananareo,
tanan',
tanan-,
tanam-,
tana- |
Passé : |
notanana,
notanako,
notananao,
notanany,
notanantsika,
notananay,
notananareo,
notanan',
notanan-,
notanam-,
notana- |
Futur : |
hotanana,
hotanako,
hotananao,
hotanany,
hotanantsika,
hotananay,
hotananareo,
hotanan',
hotanan-,
hotanam-,
hotana- |
Impératif : |
tano |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
tanana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
|
Explications en anglais | The hand The forelegs of quadrupeds [1.7]
|
Explications en français | La main, les mains [1.3, 1.8]
|
| Les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
|
| Les manches des habits, etc. [1.3]
|
| Main, manche, rayon [1.5]
|
Explications en malgache | Les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
|
Explications en français | [Sakalava-Mayotte]
[ tañana ] Main [1.405]
|
Exemples |
1 | Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako
[2.472]
|
2 | Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko
[2.471]
|
3 | Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao
[2.470]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
tanana,
tanako,
tananao,
tanany,
tanantsika,
tananay,
tananareo,
tanan',
tanan-,
tanam-,
tana- |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Holonyme |
|
Méronymes |
|
Co-méronymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
Articles |
Illustrations |
|
|
Entrée |
tanàna
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
|
Explications en anglais | A town, a city (written with the accent) [1.7]
|
Explications en français | Ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Ville, village [1.405]
|
Exemples |
1 | eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay.
[2.131]
|
2 | nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona.
[2.324]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
tanàna,
tanànako,
tanànanao,
tanànany,
tanànantsika,
tanànanay,
tanànanareo,
tanànan',
tanànan-,
tanànam- |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
Articles |
Illustrations |
|
|