Entrée |
tandra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena. [Rajemisa 1985]
|
| fitaovana fitsongoana na fitazonana [SLP 1986]
|
Explications en français | pince [SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Citations |
|
Entrée |
tandra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bara]
onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny [Rakotosaona 1975]
|
| [Betsimisaraka]
Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana [Rajemisa 1985]
|
|
Entrée |
tandra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bara]
zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy [Rakotosaona 1975]
|
| [Sakalava]
Tolotra omena ny zanaka na ny zafy [Rajemisa 1985]
|
| Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
|
Entrée |
tandra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsileo]
Petite somme symbolique qu'on verse à l' ombiasy. Si elle est trop petite cependant, on craint que cela ne favorise le retour de la maladie.
[Boiteau 1997]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
tandra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. [Rajemisa 1985]
|
Mots composés, titres, noms |
|
|