Entrée tandrefana (t~, andrefana)
Partie du discours nom ou adverbe
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny olona avy any andrefana. -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny io, dia entina milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa ilentehan' ny masoandro, dia i Eoropa izany, Amerika... mifanohitra amin' ny Tatsinanana, karazan' olona monina amin' ny ilany atsinanana amin' ny tany (Azia, Japana...)
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the west people
Explications en français  [Rajaonarimanana 1995] les Occidentaux
  [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] les gens de l'Ouest
Analogues  tatsimo ~ tatsinanana ~ tavaratra
Exemples 
1 [Rabemolaly: Fary, page 111] tandrefana ity, tatsinanana irokatra.
2 [Razoharinoro: Soratra, page 29] Ary tsy ny rehetra koa no nitady ny "fandrosoana " araka ny filamatra tandrefana.
3 [Andriamalala: Zazavavindrano, page 90] Ny Tandrefana no tsy manaiky ny fisian' ny zanany hanova na inona na inona eo amin' ny fiainany, ka tsy voasakan' ny fitaizana tsy hamonjy ny lanonana firiariavany fahiny, fa ny Malagasy kosa mahafoy izay korana tsy hahafahany mirongitra ny kitrany.

Mis à jour le 2021/11/08