Entrée | tehina | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Tapa-kazo lavalava namboarina ho amin' ny dia: na hanohantohanana ny famindra, na hitsapatsapana ny lavadavaka eny amin' ny lalana, na hikapohana biby sendra ny tena [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A staff, a cane [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Canne [1.8] | |||||||||||||||
Exemples | Mitady tehina itehenana sy zavatra iankinana izy noho ny faharerahany.
[2.470] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tehina | |||||||||||||||
Articles | Randzavola: tehina ao amin' ny Baiboly | |||||||||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2022/07/30 |
![]() |