Entrée 1/2 tendabe
Mots élémentaires tenda ; be
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1]
Vocabulaire 
Analogues  tendakely

Entrée 2/2 tenda be
Mots élémentaires tenda ; be
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/26