Entrée tendro
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny ilany ambony indrindra, ny tampony amin' ny zavatra iray lava na avo: Tapaho ny tendron' io tady io. / Misy sarin' akoholahy erỳ an-tendron' ny tranon-dakolosy
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the tip, the top
Explications en français  [Hallanger 1974, SLP 1986] sommet
  [Hallanger 1974] bout
  [Boiteau 1997] [Merina] La cime d'un arbre. On dit par exemple an-tendron'ny hazo : à la cime de l'arbre
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée tendro
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mari-tsoratra fanao eo amin' ny zanatsoratra misy tsindrimpeo: lalàna
¶ (tendry ?) Ilay mari-tsindrimpeo atao eo ambonin' ny tarehintsoratra a na i na o: à, ì, ò
Mots composés, titres, noms 

Entrée tendro
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Betsileo] Nom donné aux fruits avortés ; mal formés. Par exemple : tendrom-boatelo (Dubois).
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31