Entrée terỳ
Partie du discours adverbe au passé [liste complète]
Explications en malgache Endriky ny mpamaritra erý fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin' ny tanana: Terý ambody hazo terý no nahitan' ny fokonolona ny fatiny [1.1]
Explications en français passé de erý [1.3]

Entrée terỳ
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty terý ny anao lahy
¶ Teo no ho eo, indray mipy maso [1.1]
Explications en français subitement, tout à coup, à l'instant même: Maty terỳ izy (Il est mort en un instant, d'un coup) [1.3]

Entrée tery
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy malalaka ka toy ny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana ahy
¶ Voageja azon' ny hakelezan' ny toerana misy ny tena, na akanjo anaovana: Tery ny valahako amin' ity akanjo ity
¶ Poritra: Terin' ny vahoho ny tanany
¶ Poritra, sahirana mafy: Samy tery amin' ny raharahany ny olona ~ Terin' ny volan' olona izy ka mamono tena miasa [1.1]
Explications en anglais pressed; distressed; narrow [1.7]
Explications en français serré; étroit; exigu; en détresse [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée tery
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampanaovana ankeriny tsy araka ny sitrapo: Tery no nanekeko izany
¶ Fanapotserana na famihinana ny tohatr' omby hivoahan' ny ronono [1.1]
Dérivés 

Entrée tery
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] zozoro maina fanao trano [1.78]
Explications en français  [Sihanaka] (dans le sens de : pressé). Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. ( (Cyperaceae). Nom donné surtout aux exemplaires de grande taille qu'on aplatit pour faire des cloisons. D'après Rabe cité par A. Grandidier. [1.196]

Anagrammes etry, rety

Mis à jour le 2020/07/31