Entrée |
to
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Rakotosaona 1975]
[Bara, Taisaka, Tanosy]
marina
|
| [Rajemisa 1985, SLP 1986]
marina
|
| [Rajemisa 1985]
mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to ¶ Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy |
| [SLP 1986]
voamarina, ekena |
Explications en français | [Abinal 1888 page 704, SLP 1986]
vrai |
| [Abinal 1888 page 704]
véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé |
| [SLP 1986]
vérifié |
Dérivations |
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
|
Citations |
|
Entrée |
to
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rakotosaona 1975]
[Tanosy]
fahamarinana
|
Dérivations |
|
Entrée |
to
|
Partie du discours | Non spécifié
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha |
|
Entrée |
to
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
teny anti-miantso ny alika |
Synonymes | |
|
Entrée |
tô
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Rakotosaona 1975]
[Sihanaka]
ity |
Synonymes | |
|
Entrée |
to~
|
Partie du discours | préfixe
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) |
|
Entrée |
to
 |
Partie du discours | préposition
|
Explications en anglais | [Hallanger 1969]
mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
to
 |
Partie du discours | préposition
|
Explications en anglais | [Hallanger 1969]
ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) |
|