Entrée tokonana
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra [Rajemisa 1985]
Explications en français Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées [Abinal 1888 page 715]
 seuil [SLP 1986]
Synonymes tokonam-baravarana
Mots composés, titres, noms 
Exemples ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io. [Baiboly: 11.7.6]
Citations 

Mis à jour le 2022/01/23