Entrée tomany (tany)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
¶ Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1]
Explications en anglais to weep, to lament [1.7]
Explications en français pleurer [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ tomañy ] pleurer [1.405]
Morphologie 
Présent tomany, tomaniko, tomaninao, tomaniny, tomanintsika, tomaninay, tomaninareo, tomanin', tomanin-, tomanim-
Passé notomany, notomaniko, notomaninao, notomaniny, notomanintsika, notomaninay, notomaninareo, notomanin', notomanin-, notomanim-
Futur hotomany, hotomaniko, hotomaninao, hotomaniny, hotomanintsika, hotomaninay, hotomaninareo, hotomanin', hotomanin-, hotomanim-
Dérivés 
Exemples Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy. [2.470]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20