Entrée | 1 totoina |
Radical | 2 toto |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Potipotehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny voanjo 5 Kosikosehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny: Totoy ny varintsika, Rabelohako ity! 6 Asian' ny omby (na biby hafa) amin' ny fisoirany amin' ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 taon' ito, totoina |
Mis à jour le 2023/01/20 |