Entrée traikefa
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Akademia 2005A page 115, Akademia 2005 page 1017] fahaizana amam-pahalalana ananan' ny olona iray ary efa vita sedra sy nahazoam-pahombiazana maro tamin' izay nampiharana azy ka mendrika hitanana sy ampiasaina hatrany
Explications en français  [Akademia 2005A page 115] expérience
Morphologie 
traikefa
traikefako
traikefanao
traikefany
traikefantsika
traikefanay
traikefanareo
traikefan'
traikefan-
traikefam-
Exemples 
1 [Wresinski: Mahantra] Tsy traikefa no noresahiko fa ambaratonga eo amin' ny asa.
2 [Akademia 2005, page 1017] Noho ny traikefa ananany no nihazonan' io Lehiben' ny orinasa io izy.
3 [Wresinski: Mahantra] Manana fahatsiarovana milevina anefa isika, manana traikefa hita miharihary.
4 [Razafiarivony: Harivolana, page 16] Ny fahalalana anefa tsy tongatonga ho azy amin'izao ao an-dohan'ny olona iray, fa avy amin'ny fampiharana na traikefa eo amin'ny fiainam-piarahamonina pratique sociale, hoy i Mao Tse Toung.

Mis à jour le 2020/07/31