|
|
|
|

Entrée (1/2)1  trandraka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany
4  Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :

Entrée (2/2)10  trandraka
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1]
Explications en anglais  13  tail-less tenrec (Tenrec ecaudatus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Explications en français  14  tenrec commun (Tenrec ecaudatus) [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org]
15  grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org]
16  hérisson [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Explications en allemand  17  Großer Tanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
Exemples  18  Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka. [2.245#57]
19  "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [2.48]
Vocabulaire  20  Zoologie: mammifères
Autres orthographes  21  tandraka
Synonymes  22  kelora
Zoonymes 
Nom scientifique 

Anagrammes  25  atrandrak, trandraka

Mis à jour le 2020/07/31