Entrée | 1 trano |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay [1.1] 4 Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly [1.1] 5 Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra [1.1] |
Explications en anglais |
6 A house; a box or frame or housing for something [1.7] |
Explications en français |
7 Maison [1.3, 1.8] 8 étui, cadre [1.3, 1.8] 9 Palais, habitation, tanière, nid, cocon [1.3] 10 Fourreau, casiers, boîte [1.3] 11 Caisse [1.8] 12 Maison [1.405] |
Exemples |
13 Efa akaiky ny trano; [2.499] 14 Iza iroa andrefan-trano? [2.131] 15 Nangoraka daholo ny tao an-trano. [2.324] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 20 Akany, tohotra, toho, votry, ambotry, lavaka, bongo, zohy, akora |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Titres |
|
Proverbes | 59 Proverbes contenant le mot trano |
Article |
60 Randzavola: trano ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 61 notra, ranto, trano, trona |
Mis à jour le 2023/05/23 |