Entrée tsakodara
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy
Vocabulaire 
Nom scientifique Upupa epops
Autres orthographes 
Synonymes barao ~ drao ~ takadalana
Exemples  [Razafiarivony: Harivolana, page 125] Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany.

Mis à jour le 2020/07/31