Entrée | tsaoka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra [1.1] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Entrée | tsaoka | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe [1.1] | |||||||||||||||
Explications en français | Craie [1.13] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Géologie | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Origine | Anglais: chalk. | |||||||||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |