Entrée |
tsia
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao [1.1]
|
Explications en anglais | no [1.7]
|
Explications en français | non [1.8]
|
Analogues |
aha |
Exemples |
1 | Tsia dia tsia, Sanatria!
[1.227]
|
2 | Tsia. Ento ireo, lehiroa.
[2.528]
|
3 | Ka hanaiky va ianareo sa tsia?
[2.298]
|
|
|
Entrée |
tsia
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | [Tanala]
isika
[1.78]
|
Synonymes | |
Tableaux et planches |
|
|
Entrée |
tsia
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
zazavavy
[1.78]
|
|