Entrée |
tsika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Hazo maromaro atsatoka (1, 50 m ny haavony ary 0, 08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na volotsangana na volobao mitsivalana (4, 50 m ny halavany), ka ny fitambaran' ireo dia atao fefy [Rajemisa 1985]
|
|
Entrée |
tsika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fivoahan' ny rano tsikelikely -- zara raha hita -- manamika na manorika avy ao anaty tany [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
-tsika
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
isika [Rakotosaona 1975]
|
| Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana entin'ny olona maro
milaza zavatra iombonany amin'ny olona iresahany:
Ity ny tranontsika, anaka, ka mandrosoa. /
Atao ahoana ireto zanantsika, Rasoa? [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | Ours; by us, inclusive of those spoken to. Compare -nay.
¶ When added to passive and relative verbs ending in -na,
the a of the verb is rejected and the two n's
coalesce.Raintsika [ray, a father]. Our father.Lazaintsika [lazaina]. Told by us. ¶ When added to trisyllabic words ending in
-ka or -tra, the full suffix -ka or -tra is rejected
and also the n of the pronoun.
Satrotsika [satroka, a hat]. Our hat.
Tongotsika [tongotra, a foot]. Our feet. [Richardson 1885]
|
| Ours; by us (inclusive) [Hallanger 1973]
|
Explications en français | Notre, nos, de nous, par nous.
Ny lovantsika: notre héritage.
Matintsika: tué par nous.
Ambanintsika: au-dessous de nous. [Abinal 1888]
|
| De nous, par nous (inclusif). Notre, nos [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
|
| À nous, notre, par nous (inclusif). [Hallanger 1974]
|
Analogues |
-ntsika |
|
isika ~
antsika |
Tableaux et planches |
|
|