Entrée tsindranolahy
Partie du discours nom
Explications en français le mâle tsindrano [1.3]
Vocabulaire 
Proverbes 

Entrée Tsindranolahy (tsindrano, lahy)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany [1.1]
Explications en français nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
Synonymes tsindrano
Exemples Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe: [2.48]
Articles 

Mis à jour le 2022/07/30