Entrée tsofoka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy
  [SLP 1986] tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny
Explications en français  [Rajemisa: Grammaire] Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
~ar~tsarapaka, karepoka
~in~hinana, finaritra
~om~homehy, tomany
~or~tsoropaka, ngorodona

¶ Autres infixes:
~in~finidy (fidy)
~n~inty (ity)
~re~ireo (io)
~za~izatsy (itsy)
  [SLP 1986] infixe
Vocabulaire 
Synonymes sisika
Analogues  tovona ~ tovana ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa
Tableaux et planches tous les affixes
Exemples  [Randriamiadanarivo: Sikajy] Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko.

Entrée tsofoka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny...
Explications en français  [SLP 1986] encastrement
Dérivations 

Mis à jour le 2022/03/31