Entrée tsy
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly
2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho
3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona
4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1]
Explications en anglais Not [1.7]
Explications en français Ne pas [1.3, 1.8]
 Sans [1.3, 1.9]
 Non [1.3]
 Pas [1.8]
Exemples tsy sompatra izy (il est sans malice) [1.9]
Morphologie 
Simple : tsy, tsi-
Mots composés 
Mots composés, titres, noms 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Anthroponymes 
Toponymes 

Entrée tsy
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache  [Taisaka] sy [1.78]
Mots composés 

Entrée -tsy
Partie du discours forme morphologique de sy
Exemples Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho! [2.606]
Mots composés, titres, noms 

Entrée tsy
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) [1.1]
Explications en français Acier [1.3, 1.13]
Vocabulaire 
Synonymes vy mahery

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/15