Entrée | tsy hita poka | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1] | |
Exemples | Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka?
[2.499] | |
Synonymes | tsy hita popoka | |
Mots élémentaires | tsy hita, poka | |
Mis à jour le 2023/02/15 |
![]() |