Entrée |
tsy vaky volo
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo [1.1]
|
Explications en anglais | The whole of a tribe or a class of people [1.2]
|
| Without distinction [1.7]
|
Explications en français | Tous sans exception, toute une caste, tout un district [1.3]
|
| Tous sans distinction [1.8]
|
Exemples |
1 | Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo
[2.588]
|
2 | Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana
[2.298]
|
3 | Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo
[2.346]
|
|
Mots élémentaires | tsy ; vaky ; volo |
Autres orthographes |
|