Entrée |
vakoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Masombola na rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana ¶ Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan' ny ray aman-dreny na ny razana. [Rajemisa 1985]
|
| rojo volafotsy vaventy fanao haban-tanana [Akademia 2005 page 1076]
|
Explications en anglais | a silver chain ¶ inherited treasure [Hallanger 1973]
|
Explications en français | une grande chaîne d'argent ¶ trésor [Abinal 1888 page 804]
|
| chaîne d'argent ¶ trésor dont on hérite [Hallanger 1974]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | 1 | ary rahefa izany, asiana ny vakoka sy ny haingo: [Callet: Tantara, page 574]
|
2 | Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [Fagereng: Tantara, page 20]
|
|
|
Entrée |
vakoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | Malagasy traditions [Hallanger 1973]
|
Explications en malgache | akora na fitaovana tranainy mirakitra ny ela ahitana taratra ny maha izyy azy ny firenena
sy ny vahoaka mbamin' ny tantarany ka zary harem-pirenena, rakitsoa saobidy tehirizina ho fantatry
ny taranaka mifandimby: Maro ny vakoka nentin-drazana [Akademia 2005 page 1076]
|
Explications en français | traditions [Hallanger 1974]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Ny Fanjakana, miaraka amin' ny Vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana, no miantoka ny fampivoarana sy ny fiarovana ny vakoka ara-kolontsaim-pirenena sy ny famokarana ara-tsiansa, ara-haisoratra ary ara-javakanto. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
|
|
Entrée |
vakoka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsileo]
(sens général : trésor, objets précieux). Trema orientalis Blume (Ulmaceae). Nom donné à cet arbre quand on utilise son bois à faire des talismans contre les effets de la foudre ou la peur du tonnerre.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Trema orientalis |
|
Entrée |
Vakoka
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre ou pièce)
|
Sous-titre | Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache |
Auteur | Rajemisa-Raolison Régis |
Editions | 1948, 1955, 1957, 1965, 1965. Ambozontany. Largeur: 14cm. Hauteur: 19cm. Pages: 334.
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|